Ny Eja, mpanoratra sady Poety  malagasy  .

            Nahazo  ny   Marim-pankasitrahana avy   amin'ny   Minisiteran'ny  kolotsaina Malagasy  fa mpanoratra mampiroborobo ny  kolotsaina izy.

                           Maro ireo  gazety  miresaka azy,  ary  tsy  vitsy  koa ireo  sangan'asany  izay  miparitaka amin'ireo  tranokala malagasy.  Raha hijery  ny Abidian'ny mpanoratra ianao dia jereo  eto.

---------------------------------------------------------------------------------------

             Tononkalo  maro  no atolotry ny mpanoratra ho anao:

 Ao  ny  tonokalo mikasika ny Fitiavana izay hampiredareda ny  aty  fanahinao; ny  tononkalo mikasika  ny  Fisarahana   ary ao anaty sangan'asany  dia tsy  adinony  Andriamanitra ka dia tononkalo miredareda fiderana, ny tononkalo miresaka fiainana  sns no atolony anao ao amin'ny tononkalo  samihafa.

------------------------------------------------------------------------------------------

Raha nahafinaritra anao  ny  ezaka ataon'ny  mpanoratra dia azonao atao  ny  manohana an'Ny Eja  ka manoratra amin'ny  adiresy    mailaka :nyejapoety@gmail.com

Raha hitsidika  ilay fitia  fiteny frantsay : http://www.nyeja.siteperso.net

Azonao atao koa ny mividy  ireo zava bitan'ny Eja  eto tsy ho ela

-----------------------------------------------------------------------------------------

Ny Eja dia nanao kilalao iray nomeny anarana hoe Kilalao  Kalaza  

azonao  atao  ny  manao  andrana  amin'ny Quizz Kalaza (tsy ho ela ).